Entrée kely
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
¶ Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
¶ Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
¶ Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Mitovy hevitra: (olona) aketalahy ~ bija ~ bitika ~ boleta ~ botity ~ botry ~ bozeny ~ bozeta ~ hetry ~ kambitry ~ kambity ~ katita ~ kely endaka ~ kely ray ~ kely reny ~ madinika ~ mafy kely ~ majinika ~ nihinan-tain' orona ~ tapak' amponga ~ tsampirano ~ tsapitika ~ tsingentana ~ vatokely [1.1]
Explications en anglais little, small [1.7]
Explications en français petit, peu [1.8]
Morphologie 
kely
keliko
kelinao
keliny
kelintsika
kelinay
kelinareo
Dérivés 
Mots composés 
Titres 
Zoonymes 
Toponymes 
Exemples Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4]
Proverbes 

Anagrammes kile

Mis à jour le 2022/04/16