Entry osa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
Explanations in English Feeble, weak; coward [1.7]
Explanations in French Faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
 Faible, poltron [1.8]
Examples 
1Antitra sy osa ny raiko. [2.270]
2Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry osa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]
Vocabulary 

Entry Osa
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Osa [2.996]
 Uz [2.996]
Explanations in French [2.996]
Examples Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Oza
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/08/01