Entrée | ozona | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | A curse [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Malédiction, imprécation [1.8] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Exemples | Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471] | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |