Entrée paik' afo (paika, afo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] fomba fakana afo amin' ny vato roa izay ampifampikasohina dia miteraka afo; tsy vato roa ihany no azo atao toy izany, fa tapa-kazo kely roa koa toy ny tahon-tseva, ohatra, izay ampifandilorina dia midona-tsetroka
Explications en italien  [Profita 1969] [Mahafaly, Tanosy] [ paikafo ] vatoafo, afokasoka

Mis à jour le 2020/07/31