Entry Rabevoina (ra-, be, voina)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1]
Explanations in English A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2]
Examples Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany. [2.293]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31