Entry rahatrizay
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay
Ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1]
Explanations in English [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2]
 When someday in the future, at a time when [1.7]
Explanations in French Un jour, quand [1.8]
Examples 
1Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895]
2Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356]
Vocabulary 

Updated on 2022/05/02