Entrée raha vao (raha, vao)
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Exemples Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [Rajohanesa: Kintana]

Mis à jour le 2020/07/31