1 | Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 126]
|
2 | izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba. [Fagereng: Tantara, page 85]
|
3 | |Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay Rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano. [Rasamuel: Fanambadiana]
|
4 | izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no Rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [Andraina: Mitaraina, page 154]
|
5 | Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo. [Antenimierampirenena: Fivoriambe 2017]
|
|