|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 rangy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahia, kaozatra, kangoaza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 lean, thin.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 maigre, décharné
[1.3#507, 1.196] |
| Tovy hevitra | 6 rangirangy |
| Kamban-teny rehetra | 7 rangy maso |
| Teny iditra (2/7) | 8 rangy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Vato na vy na tandroka ahazoan' ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny
11 Mpianala tsy mivatsy rangy: enti-milaza olona andeha hiasa ka tsy mitondra fitaovana [1.1] |
| Teny iditra (3/7) | 12 rangy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Pitik' afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr' afo iny no mandray ny vorodamba na ny bozaka na ny ditin' akondro atao eo akaikiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Briquet primitif des gens de la forêt et nom des matières se desséchant bien et susceptibles se servir à battre le briquet. Une expression proverbiale : Miala tsy mivatsy rangy : « aller en forêt sans rangy », a pris le sens de : inconséquence, action d'oublier ce qui est le plus nécessaire (Malzac).
[1.196] |
| Kamban-teny rehetra | 16 rangimbato |
| Teny iditra (4/7) | 17 rangy |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Hazondrano fandrarin' ny mpiandry omby hataony sarotro
[1.1] |
| Voambolana | 20 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (5/7) | 21 rangy |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Anaran-kazo mafy izaitsizy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 a hard-wooded tree whose wood is used for spade and spear handles.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Nom des arbustes et petits arbres à bois dur, utilisé en marqueterie et pour faire des cannes. Surtout : Brexiella ilicifolia H.Perrier (Celastraceae). Voir aussi rangifotsy.
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/7) | 28 rangy |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 Nom général des Balsamines malgaches, notamment Impatiens lyallii Baker (Balsaminaceae) et autres espèces décoratives. Les très nombreuses espèces d'Impatiens malgaches sont en cours de révision par Launert (Edinburgh).
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry: hazo |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (7/7) | 34 rangy |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Nom des Cyperaceae les plus grossières. Sorte de capuchon tressé avec ces Cyperaceae, que portent les bûcherons, les gardiens de troupeaux, etc.
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: hazo |
| Fivaditsoratra | rangy, 38 ringa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|