Entrée ranonorana (rano, orana)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany
Explications en anglais  [Richardson 1885] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika
  [Hallanger 1973] rain
Explications en français  [Hallanger 1974] pluie, eau de pluie
Vocabulaire 
Synonymes orana
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 147] zavona ve sa ranonorana?
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 150] - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18