Entry rano trambo
Elementary words rano ; trambo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa [1.1]
Examples Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; [2.996]
Proverbs 

Updated on 2023/01/01