Entry | 1 rantsankazo |
Elementary words | 2 rantsana, hazo |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Botany: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1] 6 ny sampan' ny hazo maniry [1.1] |
Explanations in English |
7 The branch of a tree. [1.2] |
Explanations in French |
8 branches d'un arbre [1.196] |
Examples |
9 ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59] 10 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245] |
Compound words |
|
Holonym |
|
Updated on 2023/08/07 |