Entrée |
Ratompokolahy
(ra-, tompo, vavy)
|
Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
Explications en malgache | teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
|
Explications en français | feu [1.66, 1.5]
|
| le défunt, le regretté [1.5]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Antonymes |
Exemples |
1 | ary Ingahy (Ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko.
[2.643]
|
2 | Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana.
[2.296]
|
|
Proverbes |
|