Entry renin-jaza
Elementary words reny ; zaza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
Ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
Iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1]
Explanations in French Celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
Celle qui donne sa fille en mariage
Sage-femme [1.3]
Examples 
1Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528]
2nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16