|
|
|
|

Entry (1/3)1  reny
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
5  Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Explanations in English  6  mother, female parent [1.7]
Explanations in French  7  mère [1.3, 1.54, 1.8]
8  tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
9  parente [1.8]
Examples  10  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
11  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
12  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Titles 
Proverbs  38  Proverbs containing the word reny
Article  39  Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)40  reñy
Part of speech  41  noun
Explanations in Malagasy  42  tsy fandrenesana [Taisaka] [1.78]

Entry (3/3)43  reny
Part of speech  44  participle re and pronoun
Explanations in Malagasy  45  Mitovy amin' ny re [1.1]
Explanations in English  46  another form of re [1.2]
Explanations in French  47  entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Synonyms  48  re

Anagrams  49  reny, reñy, reny, reñy

Updated on 2024/09/02