Entrée | reraka | ||||||||||||||||||||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Tsy manan-kery intsony noho ny hanoanana na havizanana: Hateloana izay tsy nanendry honina aho ka reraka / Mafy loatra ny osa' nataony ka reraka izy ¶ Marary mafy: Efa reraka izy ka tsy avelan' ny dokotera iresahana intsony ¶ Maty: Tsy salama teny izy roa volana dia reraka ¶ Lany harena, sahirana izaitsizy: Reraka Rakoto hatramin' izay nahavoazan' ny rivo-doza ny famboleny izay ¶ Ketraka, kivy: Be loatra ny fahoriana nianjady taminy ka tsy mahagaga raha rerakaizy [1.1] | ||||||||||||||||||||||||||
Explications en anglais | tired, exhausted [1.7] | ||||||||||||||||||||||||||
Explications en français | épuisé, affaibli, exténué par la fatigue, la faim, la maladie ¶ qui est gravement malade ; mort ¶ trop lâche comme une corde, un habit ¶ qui n’a plus de moyens d’existence, pauvre, ruiné, découragé. [1.3] | ||||||||||||||||||||||||||
fatigué, épuisé [1.8] | |||||||||||||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||||||||||||
Anagrammes | karera, rarake |
Mis à jour le 2022/11/23 |
![]() |