Entrée retsidretsika (retsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
¶ Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
¶ Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro.
Dérivations 
Synonymes retsika

Mis à jour le 2020/07/31