Entry roambinifolo
Elementary words roa ; amby ; folo
Part of speech adjective
Explanations in English Twelve [3.1]
Explanations in French Douze [3.1]
Examples 
1Ny tendrombohitra roambinifolo. [2.508]
2Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508]
3Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366]
Vocabulary 
Compound words 
Other spellings 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo

Entry Roambinifolo
Elementary words folo
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1]
Examples Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [2.298]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/17