Entrée rohona
Partie du discours nom
Explications en malgache Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
¶ fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1]
Explications en français bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 
Exemples Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996]
Proverbes 

Entrée rohona
Partie du discours nom
Explications en français action d'aller en foule [1.3]
Dérivés 
 

Anagrammes ronaho, horona

Mis à jour le 2022/06/24