Entry sahady
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1]
Explanations in English Already; cf. rahateo [1.7]
Explanations in French Déjà; cf. rahateo [1.8]
Examples 
1Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470]
2Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471]
3Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2022/05/02