|
|
|
|

Teny iditra1 salaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lamba lavalava nahodidin' ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin' ny elakela-peny hifandray amin' ilay manodidina ny valahana (raha indray mihodina monja izy dia atao hoe salaka tokan' olona).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a loincloth.
5a baby's diaper or nappy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6pagne.
7lange d'enfant. [1.8]
8(probablement de laka ou lakana : la pirogue). C'était une bande de tissu grossier ou d'écorce battue au maillet que les hommes portaient comme cache-sexe pour monter en pirogue. Le salaka des « hommes de la mer », s'opposait en quelque sorte au sadia ou sadiaka (de dia : le pas, la marche) sorte d'étui pénien porté par les terriens, les coureurs de brousse. Dualité entre nomades marins et nomades terriens, surtout chasseurs et cueilleurs, qui marque la civilisation malgache dès ses plus profondes origines. En Indonésie ancienne déjà, on distinguait toujours « ceux de la mer » et « ceux de la montagne ».. [1.196]
Ohatra  9 Kilaoty bory, salaka, no hany fitafiana navela nanaovany. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29 Toe-karena: zaitra
Tovy hevitra  30fato
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 lasaka, 34 sakala, 35 salaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02