Entry saramba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] tovovavy [1.1]
 Tovovavy, vaton-jazavavy [1.13]
Explanations in French Jeune fille [1.13]
Examples Eo daholo ny lehibe na ny manafo na ny saramba. [2.436]

Entry saramba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin' ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben' ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io [1.1]
Explanations in French Foule, multitude, réunion
Grand espace [1.3]
Compound words 

Entry saramba
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (au sens général : foule, multitude, réunion nombreuse ; mais ce nom vient peut être de sara et amba : de qualité inférieure, moins recherché). Potamogeton javanicus Hassk. (Potamogetonaceae). Nom malgache et identité d'après Descheemaeker (1975). On l'applique en grandes compresses aux enfants qui font de la fièvre. Voir aussi somotrahahaza, volonkotona. [1.196]
Scientific name Potamogeton javanicus
Vocabulary 

Updated on 2023/09/14