Entrée sarandrana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany
Explications en français  [Abinal 1888] longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka.
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] salaka
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes sadika ~ salaka
Exemples  [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 68] Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana;

Mis à jour le 2020/07/31