Entry sarobidy
Elementary words sarotra ; vidy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1]
Explanations in French [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3]
Examples Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/05/18