|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarotsarotiny |
| Fototeny | 2 sarotsarotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 kizitina sy sarotra ifampiraharahana
[1.1] |
| Mpanahaka | 5 be an-tsipiriany, 6 be angeso, 7 be laonina, 8 be pitsony, 9 ketoketoina, 10 kitoina, 11 kitokitoina, 12 malailay fonosana toa fary, 13 mararin-javatra, 14 mihalontralona, 15 mitsongo teny maharary, 16 saro-tiana toa landy mohaka, 17 sarotra entina, 18 sarotra iarahana, 19 tia gedrogedro, 20 tia vezovezo, 21 zanakalo |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|