Entry sava hao
Elementary words sava ; hao
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo [1.1]
Examples Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [2.471]

Anagrams 

Updated on 2023/06/11