Entrée sekoly
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a school
Explications en français  [Hallanger 1974] école
Vocabulaire 
Origine Anglais: school.
Autres orthographes 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 142] Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany.
2 [Andraina: Mitaraina, page 250] Noroahina tao amin' ny sekoly aho.
3 [Ravelomanana: Lalana, page 28] Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly;

Mis à jour le 2020/07/31