Entry sinasy (sasy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana sasiny: Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika [1.1]
Explanations in French à quoi on a mis une préface, un exorde, un prélude
Dont on s'est moqué finement [1.3]
Morphology 
Present : sinasy, sinasiko, sinasinao, sinasiny, sinasintsika, sinasinay, sinasinareo, sinasin', sinasin-, sinasim-
Past : nosinasy, nosinasiko, nosinasinao, nosinasiny, nosinasintsika, nosinasinay, nosinasinareo, nosinasin', nosinasin-, nosinasim-
Future : hosinasy, hosinasiko, hosinasinao, hosinasiny, hosinasintsika, hosinasinay, hosinasinareo, hosinasin', hosinasin-, hosinasim-
Synonyms voasasy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20