|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 sira
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka.
4Fanasina.
5Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6salt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sel. [1.8]
8Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14 Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  15siramanta, siravato
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina)

Teny iditra (2/5)19 sira
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  22 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)23 sira
Sokajin-teny  24 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  25masina!. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)26 Sirà
Sokajin-teny  27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  28Shiza. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  29Shiza. [2.996]
Voambolana  30 Soratra Masina
Tovy hevitra  31siza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  32Toko sy andininy momba Sirà

Teny iditra (5/5)33 Sira
Sokajin-teny  34 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  35Sirah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  36Sira. [2.996]
Voambolana  37 Soratra Masina
Tovy hevitra  38siraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39Toko sy andininy momba Sira

Fivaditsoratra  40 rasy, 41 Risa, risa, 42 sary, 43 Sirà, sira, Sira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06