Entrée sokirina (sokitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana
¶ Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany
¶ alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako
¶ Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto
¶ Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany
¶ Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be engraved, to be carved
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on grave
Morphologie 
sokirina
sokiriko
sokirinao
sokiriny
sokirintsika
sokirinay
sokirinareo
sokirin'
sokirin-
sokirim-
sokiri-
nosokirina
nosokiriko
nosokirinao
nosokiriny
nosokirintsika
nosokirinay
nosokirinareo
nosokirin'
nosokirin-
nosokirim-
nosokiri-
hosokirina
hosokiriko
hosokirinao
hosokiriny
hosokirintsika
hosokirinay
hosokirinareo
hosokirin'
hosokirin-
hosokirim-
hosokiri-
sokiro
Exemples  [Andriamalala: Ranomasina, page 62] Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany:
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31