|
|
|
|

Entry1  somotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
Explanations in French  4  la barbe du menton [1.3#627]
5  barbe de l'homme
6  pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Examples  7  Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#]
8  Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#]
Vocabulary  9  Biology
Derivatives 
10  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Article  21  Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/02