|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sosana |
| Fototeny | 2 sosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 sosaña |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 [Sihanaka] vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 Sosana |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Sosana
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Shushan
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Suse
[2.996] |
| Ohatra |
17 Armenia sy Media sy sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
[1.38#376]
|
| Voambolana | 18 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 19 sosa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 20 Toko sy andininy momba Sosana |
| Fivaditsoratra | sosaña, sosana, Sosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|