Entry sosoarano
Elementary words sosoa ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taifasy] sosoa be rano [1.78]
Examples Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/11/25