Entry tafontrano (tafo, trano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Examples Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Compound words 
Analogs  tafontrano-mpanjaka
Article 

Updated on 2022/07/30