|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38]
Ohatra  4  Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany; [2.996#04.004.008]
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/2)6  takasy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11 atsika, takasy, 12 taksia, 13 tsaika, 14 tsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08