Entrée tale
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany
Analogues  sikidy

Entrée tale
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
¶ (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the head man, the chief
Explications en français  [Hallanger 1974] patron, chef, directeur

Entrée tale
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara] indrindra

Mis à jour le 2020/07/31