Entry |
tanindrazana
|
Elementary words | tany ; razana |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
|
Explanations in English | The family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
|
Explanations in French | La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
|
| Le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
|
Examples |
1 | Manina ny tanindrazana aho izany!
[2.470]
|
2 | Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|