Entry taninina (tanina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1]
Examples 
1Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470]
2Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996]
Morphology 
Present : taninina, taniniko, tanininao, tanininy, taninintsika, tanininay, tanininareo, taninin', taninin-, taninim-, tanini-
Past : notaninina, notaniniko, notanininao, notanininy, notaninintsika, notanininay, notanininareo, notaninin', notaninin-, notaninim-, notanini-
Future : hotaninina, hotaniniko, hotanininao, hotanininy, hotaninintsika, hotanininay, hotanininareo, hotaninin', hotaninin-, hotaninim-, hotanini-
Imperative : tanino
Synonyms taninana
Other spellings 

Updated on 2023/01/20