Entry tany dilatra
Elementary words tany ; dilatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tany vonton-drano, fotaka [1.1]
Explanations in French Limon, terre humide [1.3]
Explanations in Malagasy [ tanidilatra ] Fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
Explanations in English Clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
Explanations in French [ tanidilatra ] Alluvion [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tany ditra

Anagrams 

Updated on 2023/06/06