Entry | taomina (taona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | manaito, mañatoy, manitoa, maotina, miantoa, mitanoa, mitaona, tamoina, taomina |
Updated on 2023/01/20 |