Entry taon-tsarotra
Elementary words taona ; sarotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra [1.1]
Explanations in French Année de pénurie [1.3]

Updated on 2023/06/12