Entry | 1 taranaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy 4 Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity 5 Zaza natsangana mahazo mandova [1.1] |
Explanations in French |
6 génération, lignée [1.54] |
Examples |
7 Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996] 8 Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#] 9 Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 20 Asondrotry ny taranaka (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) |
Anagrams | 21 anatraka, taranaka |
Updated on 2023/08/16 |