Entry tatỳ
Elementary words t~ ; atỳ
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [1.1]
Examples 
1Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [2.470]
2Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [2.472]
Phytonyms 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21