Entry tavim-boninkazo
Elementary words tavy ; voninkazo
Part of speech noun
Explanations in French Pot de fleur [1.5]
Examples Nampirobona ilay «Raozy» kely izany, saingy satriny ihany ho eo amin' ilay tany karankaina, kibo nifonosana, toy izay ho any amin' ny tavimboninkazo sarobidy tsy nirehan' ny sainy hatramin' ny fahakely! [2.499]

Updated on 2023/06/26