Entry |
tavoara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra [1.1]
|
| Sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano [1.13]
|
| Tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara. [1.13]
|
Explanations in French | Gargoulette [1.3, 1.13]
|
| Cruchon en grès [1.3]
|
| Ballon. [1.13]
|
Examples |
1 | Akana atao anaty tavoara ny rano
[2.245]
|
2 | Ny tavoara rehetra dia feno divay
[2.996]
|
3 | Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay
[1.437]
|
|
Compound words, titles, names |
|
|