|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache. La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique. Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ». Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance.
[1.196] |
| Ohatra |
5 Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy.
[2.471]
6 Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny. [2.472] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 10 Randzavola: toaka ao amin' ny Baiboly (=> divay) |
| Fivaditsoratra | 11 atako, 12 atoka, 13 takao, toaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|