Entry Toamasina (toa, masina)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples 
1Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471]
2Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Vocabulary 
Coordinates -18.1666667, 49.3833333
-13.35, 49.75

Entry Toamasina (toa, masina)
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in French Nom français: Tamatave [3.1]
Vocabulary 
Coordinates -18.1666667, 49.3833333
Illustrations 

Entry Toamasina
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The six provinces
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31