Entry tokona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [1.1]
Explanations in French Action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [1.3]
Derivatives 

Entry tokona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [1.1]
Explanations in French Entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [1.3]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31