Entry mitokona (tokona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto
Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1]
Examples 
1Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470]
2Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471]
Morphology 
Present : mitokona
Past : nitokona
Future : hitokona
Imperative : mitona

Entry mitokòna (tokona)
Part of speech imperative of active verb mitokona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20