Entrée tompokolahy (tompo, -ko, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana
Explications en anglais  [Richardson 1885] Sir. More respectful than tompoko
Explications en français  [Abinal 1888] monsieur
Vocabulaire 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 14] Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy.
2 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 24] Tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva.

Mis à jour le 2020/07/31